-x-antambahoaka_rev_text_reg/14/19.txt

1 line
314 B
Plaintext

Nampandroso ny fambilezany tamin'ny tany i anjely igny ary nagnotroka ny vokatry ny voaloboky ny tany. Natsipiny tagnatiny famiazam-boaloboka leiben'ny fahavigniran'Andriamanitra zany. Ny famiazam-boaloboka de nidisahina tagny ivelagn'n'ny tanàna, ary ny rà de niraraka avy ao amin'zany ka tonga hatregny amin'ny