1 line
305 B
Plaintext
1 line
305 B
Plaintext
\v 3 Nizaka fagnindroiny iary zareo hoe: "Aleloia! Ny vovoka de miakatra avy aminazy mandrakizay doria". \v 4 Ny loholona efatra amby roapolo amban'ny zegny raha managn'aigna efatra de niondrika sady nanompo an'Andriamanitra zay nitometra tamin'ny seza fiandrianana. Nizaka iary zareo: " Amena. Aleloia!" |