-x-antambahoaka_rev_text_reg/21/01.txt

1 line
200 B
Plaintext

Aveo zaho nahita lagnitra ambana tany vaovao, fa fôgna ny lagnitra de ny tany voalohany, ka tsisy koa ny ranomasina. hitako ny tanàna masina, de Jerosalema vaovao, zay nijotso avy tagny an-danitra,