-x-antambahoaka_rev_text_reg/14/13.txt

1 regel
251 B
Plaintext

\v 13 Naregny feo avy agny an-dagnitra zaho nizaka hoe: "Soraty zao: Sambatra ny maty zay maty ao amin'ny Tompo." "Aika", hoy ny Fanahy, "mba ahafahan'izy iregny miala robika amin'ny asan'iary zareo, fa ny vitan'iary zareo de hagnaraka an'iary zareo."