1 line
302 B
Plaintext
1 line
302 B
Plaintext
\v 3 Ndreka no voha ny tom-bokase faharoy ny Zanak'Ondry, de naregny ny raha-managn'aigna faharoy zaho nizaka hoe:Avia!"\v 4 De nisy sôvaly hafa nivôka, mirehitra mena. Ny mpideban'zany no namena alalana hangala ny fiadanana amin'ny tany, mba hifamono ny olony. Io mpideba io de namena sabatra lebe. |