-x-antambahoaka_rev_text_reg/06/03.txt

1 line
312 B
Plaintext

\v 3 \v 4 Ndreka nanokatra ny tom-bokase faharoy ny Zanak'Ondry, de naregny ny zava-managn'aigna faharoy zaho nizaka hoe:Avia!" De nisy sôvaly hafa nivôka, mirehitra mena. Ny mpitengina an'zany no namena alalana hangala ny fiadanana amin'ny tany, mba hifamono ny olony. Io mpitengina io de namena sabatra lebe.