-x-antambahoaka_rev_text_reg/17/01.txt

1 line
303 B
Plaintext

raika tamin'ny anjely fito zegny nitàna ny kopy volamena fito nagnatogna sady nizaka taminaha hoe: " Malaky, ho atoroko anao ny sazin'ny mpijangajanga be zay mipetraka ambony rano. Niaraka tamin'azy nampijangajanga an'ny mpanjakan'ny tany. Ny divaignan'ny fijangajangana no mahamamo ny mponinan'tany.