-x-antambahoaka_rev_text_reg/20/13.txt

1 line
280 B
Plaintext

Ny ranomasina de namôka ny maty tagnatiny. Ny fahafatesana amban'ireo fiainan-tsy hita de namôka ny maty zay tamin'iary zareo, de ny maty de notsaina araka ny raha namboariny. Ny fahafatesana amban'ny fiainan-tsy hita de natsipy tamin'ny farihy afo. Zany no fahafatesana faharoy