-x-antambahoaka_rev_text_reg/19/14.txt

1 line
331 B
Plaintext

Ny mpiady tao an-danitra de nagnaraka anazy tamin'ny sôvaly fotsy, miakanjo lamba rongony, fotsy sy madio. Avy amin'ny vavany ao no ivoahan'ny sabatra marangitra zau havoazan'ny ny firenena, de hanapaka an'iary zareo amin'ny tehina vy izy. Magnitsaka ao amin'ny famiazan'ny fahavigniran'Andriamanitra Tsitoha izy. Managna agnarana