|
\v 9 Magnantso saigna zay manam-pahendrena zany. Ny loha fito de vohitra fito zay hipetrahan'ny viavy. \v 10 Izy io my koa de mpanjaka fito. Mpanjaka dimy no lavo, raika no misy, sady ny hafa de mbola tsy tonga; ndreka tonga izy, de fe-potôna bitaka my no hipetrahany |