1 line
316 B
Plaintext
1 line
316 B
Plaintext
\v 1 raika tamin'ny anjely fito zegny nitàna ny kopy volamena fito nagnatogna sady nizaka taminaha hoe: " Malaky, ho atoroko anao ny sazin'ny mpijangajanga be zay mipetraka ambony rano. \v 2 Niaraka tamin'azy nampijangajanga an'ny mpanjakan'ny tany. Ny divaignan'ny fijangajangana no mahamamo ny mponinan'ny tany. |