Ny raika nipetraka tambon'ny seza fiandrianana nizaka hoe: "Io! Namboariko vaovao ny raha marobe." Nizaka Izy: "Soraty zao satria ny zaka Io de mahatoky sy marina." Efa vita raha Io! Izaho no Alfa sady Omega, ny finombohana sady fiafarana. Zay