1 line
341 B
Plaintext
1 line
341 B
Plaintext
Ndregny mandresy de atoko andry amin'ny tempolin'Andriamanitrako, ka tsy hiala eo mintsy izy. Sady hosoratako amin'ny agnaran'Andriamanitrako ny agnaran'ny tanànan'Andriamanitrako (de jerosalema vaovao, zay mijotso avy agny an-danitra avy amin'Andriamaitrako), mban'ny agnarako vaovao. Zegny manan-tadigny de aoka mba hiteno tsara zegny rah |