-x-antambahoaka_rev_text_reg/21/03.txt

1 line
415 B
Plaintext

Haregny feo mafy avy tangy amin'ny seza fiandrianana zaho mizaka hoe: "Io! Eo amin'ny olona ny toeran'ny taberna bitaka an'Andriamanitra, de hiaigna miaraka amin'iary zareo izy. Ho olona an'iary zareo, ka Andriamanitra tegnany no hiaraka amin'iary zareo ka Izy ho Andriamanitr'iary zareo. Hamafa ny ranomaso marobe amin'ny mason'iary zareo Izy, ka de Tsy hisy fafatesana koa, na alahelo, na tomagny, na fanaitanana,