-x-antambahoaka_rev_text_reg/04/09.txt

1 line
350 B
Plaintext

Na ovena na ovena iregny managn'aigna de hognome voninahitra, laza, ary fisaorana an'i raika zay mipetraka eo amin'ny seza fiandrianana, i raika zay velona mandrakizay doria, iregny loholona efatra amby roapolo de nampiankohoka ny tegnan'iary zareo eo alohan'ny raika zay mipetraka eo amin'ny seza fiandrianana. Miankohoka eo amin'ny raika zay velona