-x-antambahoaka_rev_text_reg/05/11.txt

1 line
290 B
Plaintext

Avy eo de hitako sady regniko feon'anjely marobe nagnodidigna ny sezafiandriananaNy fitambaran'iary zareo de agnalignaligna. Nizaka tamin'ny feo mafibe iary zareo hoe:" Mendrika an'i Zanak'ondry nivovina anie ny handray fahefana, harena, fahendrena, hery, laza, voninahitra, mban'ny dera."