-x-antambahoaka_rev_text_reg/21/14.txt

1 line
299 B
Plaintext

\v 14 Nanagna fototra roy ambin'ny folo ny rindrignin'ny tanàna, ka tamin'io no nisy ny anarana apôstôlin'ny Zanak'ondry roy ambin'ny folo.\v 15 Ny raika zay nikorana tamina de nanagna fandrefesana volotara vita tamina volamena mba handrefesana ny tanàna, de ny vavahadiny, ambin'ny rindrignany