-x-antambahoaka_rev_text_reg/21/09.txt

1 line
356 B
Plaintext

\v 9 Nagnatogna an'ahy ny raika tamin'ny anjely fito, ny raika nanagna ny kopy fito feno ny loza fito farany, de nizaka izy hoe: "Avy atiky. Hatoroko anao ny ampakarina, ny vadin'ny Zanak'ondry."\v 10 Aveo de nandaony tamin'ny Fanahy tagny amin'ny vohitra ambo zaho de natorony ahy ny Jerosalema tanàna masina midina avy tan-dagnitra tamin'Andriamanitra.