-x-antambahoaka_rev_text_reg/21/03.txt

1 line
442 B
Plaintext

\v 3 Haregny feo mafy avy tamin'ny seza fiandrianana zaho mizaka hoe: "Io! Eo amin'ny olona ny toeran'ny taberna bitaka an'Andriamanitra, de hiaigna miaraka amin'iary zareo izy. Ho olony iary zareo, ka Andriamanitra tegnany no hiaraka amin'iary zareo ka Izy ho Andriamanitr'iary zareo.\v 4 Hamafa ny ranomaso marobe amin'ny mason'iary zareo Izy, ka de Tsy hisy fafatesana koa, na alahelo, na tomagny, na fanaitanana. Efa dila ny raha taloha.