-x-antambahoaka_rev_text_reg/21/01.txt

1 line
292 B
Plaintext

\v 1 Aveo zaho nahita lagnitra ambana tany vaovao, ka fôgna ny lagnitra amban'ny ny tany voalohany, ka tsisy koa ny ranomasina.\v 2 Hitako ny tanàna masina, de Jerosalema vaovao, zay nijotso avy tagny an-dagnitra, avy amin'Andriamanitra, vôhomagna kara ny ampipôziavina ho an'ny vadiny.