-x-antambahoaka_rev_text_reg/20/04.txt

1 line
471 B
Plaintext

\v 4 Sady nahita seza fiandrianana maro zaho. Nipetraka tamboniny reo zay namena fahefana mitsara. Hitako ny fanahin'ireo zay notapahin-doha noho ny fijorôna vavolombelona momba an'i Jesôsy sady nohon'ny tenin'Andriamanitra. Tsy nandondogna tamin'ny bibi-dia amban'ny sariny mako iary zareo, sady nandà ny handray ny marikan'ny bibi-dia tamin'ny andrignany na tamin'ny tagnany. De velogna ndreka iary zareo, ka nanjaka niaraka tamin'i Kristy mandritran'ny arivo taona.