-x-antambahoaka_rev_text_reg/19/09.txt

1 line
514 B
Plaintext

\v 9 Ilay anjely nizaka taminaha hoe: "Soraty izao: Sambatra ireo izay nasaina tamin'ny fety fampakaram-badin'ny Zanak'ondry. Nizaka taminaha ko izy hoe: " Io de zakan'Andriamanitra marina." \v 10 Niankohoka tamin'ny tongotrany teomba hanompo Anazy aho, de nizaka izy taminaha: " Aza magnano an'izao! Izaho de mpiara-manompo aminao mban'ny rahalahinao zay mitana ny fijorôna vavolombelona momba ani Jesôsy. Manompoa an'Andriamanitra, fa ny fijorôna vavolombelona momba an'i Jesoa de ny fagnahin'ny faminaniana."