-x-antambahoaka_rev_text_reg/19/07.txt

1 line
285 B
Plaintext

\v 7 Oka antsena hifaly sady ho ravoravo ka hagnome voninahitra Anazy satria tonga ny fagnamboarana ny fanambadenan'ny Zanak'ondry, de ny ampekaria efa miomagna. \v 8 Nomena alalagna hagnatao lamba rongony mamirapiratrasady madio izy" (ny lamba rongony de ny asa marin'ny olo-masina).