-x-antambahoaka_rev_text_reg/19/05.txt

1 line
181 B
Plaintext

\v 5 De nisy feo nivôka avy tamin'ny seza fiandrianana, nagnano hoe: "Derao Andriamanitrantsena, anareo marobe mpiasany, anareo zegny matahotra Anazy, na ny bitaka na ny agnonabe."