-x-antambahoaka_rev_text_reg/18/23.txt

1 line
308 B
Plaintext

\v 23 Ny fahazavan'ny jiro, de tsy hamirapiratra aminao koa. Ny feon'ny mampakatra mban'ny ampakarina de tsy ho regny aminao koa, fa ny mpivarotranareo no andrian'ny tany, sady ny firenena de vôfitaka tamin'ny famosavenareo. \v 24 Tamin'azy no nahitana ny ràn'ny olona zegny voavono tambonin'ny tany teto."