-x-antambahoaka_rev_text_reg/18/18.txt

1 line
531 B
Plaintext

\v 18 Nioaika iary zareo vô nahita ny setrokan'ny fagnasazena. Nizaka iary zareo hoe: "Tanàna ino kara tanàna lehibe?"\v 19 Nanipy vovoka tan-dohany izy, sady nioaika mafy, nitomagny, sady nisaogna, nagnano hoe: "Loza; loza ho an'ny tanàna lehibe zegny nisy an'ny olona nanagna ny sambo an-dranomasina de nanjary mpanan-karena avy amin'ny harenany. Fa tagnatin'ny adiny raika de simba izany." \v 20 Mifalia amin'azy, ny lanitra, anareo mpino, apostôly, mban'ny mpaminany, fa Andriamanitra nitondra ny fitsaranareo tamin'azy!"