-x-antambahoaka_rev_text_reg/18/15.txt

1 line
582 B
Plaintext

\v 15 Ny mpivarotra ny entegna zegny tonga mpanan-karena avy amin'azy de henga amin'azy lavitra noho ny fatahorana ny fijaleny, hitomagny sady hisaogna mafy. \v 16 Hizaka iary zareo hoe: "Loza, loza ho an'ny tanàna lehibe zegny nisikina tamin'ny lamban-drongony tena tsara, volomparasy, mena sady niravahana tamin'ny volamena, firavaka sarobidy, mban'ny vatosoa! \v 17 Agnatin'ny adiny raika de ho fôgna zany harena marobe zany. "Ny kapitenin-tsambo marobe, ny mandeha egny ambonin'ny ranomasina aby igny, tantsambo, mban'ny zegny mipetraka an-dranomasina, de hitsangana alavitra.