-x-antambahoaka_rev_text_reg/18/09.txt

1 line
371 B
Plaintext

\v 9 Ny mpanjakan'ny tany zegny nijangajanga sady nandeha tsy amperitreretana niaraka tamin'azy de hitomagny sady henkohoka agnatrehany ndreka hahita ny setrokan'ny fagnasazena an'iary zareo. \v 10 Hitsangana lavitra iary zareo, hatahotra ny fijaleny, hizaka hoe: "Loza, loza ho an'ny tanàna lehibe, Babylona, ny tanàna mahery, fa amin'ny ora iray de avy ny sazinareo."