-x-antambahoaka_rev_text_reg/18/07.txt

1 line
449 B
Plaintext

\v 7 kara ny nagnomezany voninahitra ny tegnany say niaigna tagnatin'ny fiafena, ameo an'azy ny fampijalena mban'ny alahelo ampy an'azy. Fa izy nizaka tam-pony hoe: 'Nipetraka kara mpanjaka viavy aho. Tsy maty vady aho, sady tsy hisaona mandrakizay.' \v 8 Noho izany de ho avy amin'ny andro raika ny aretina mandripaka: ny fahafatesana, ny fisaonana, mban'ny mosary. Horôn'ny afo izy, fa ny Tompo Andriamanitra de mahery, sady Izy no mpitsara azy."