-x-antambahoaka_rev_text_reg/18/04.txt

1 line
421 B
Plaintext

\v 4 Aveo de naregny feo hafa avy tan-danitra aho, mizaka hoe: "Menga amin'azy, zegny olon' anaha, mba ts hizarany ny fahotany aminareo, sady tsy hahaonareo ny lozany. \v 5 Efa nivory kara ny amboasan'ny lanitra ny fahotany, sady Andriamanitra mahatadidy ny asa ratsiny. \v 6 Mamalia an'azy kara ny namalian'ny hafa, de valio indroy ambonin'ny efa vitany, tamin'ny kapôka zegny efa nofenooiny, de fenoy indroy ho an'azy.