-x-antambahoaka_rev_text_reg/18/01.txt

1 line
618 B
Plaintext

\v 1 Tafaran'io raha io de nahita anjely hafa tonga nijotso avy agny an-danitra aho. Nanagna fahefana lehibe izy, sady namirapiratra noho ny voninahitrany ny tany. \v 2 Nioaika tamin'ny feo mafy izy, nbizaka hoe: "Lavo, lavo ny Babylona lehibe! Nanjary tonga toera-ponenan'ny demony, felofana ho an'ny fagnahy maloto de felofana ho an'ny vorogna maloto sady madikidiky marobe. \v 3 Fa ny firenena marobe de nihinagna ny divaignan'ny fitondran-tegna malotony. Ny mpanjakan'ny tany de nagnano fitondran-tegna maloto tamin'azy. Ny mpivarotra ny tany de nanjary mpanan-karena tamin'alalan'ny fomba fiaignany amin'ny nofo."