-x-antambahoaka_rev_text_reg/16/10.txt

1 line
341 B
Plaintext

\v 10 Aveo ny anjely fahadimy nandraka ny tamin'ny kopiny tamin'ny seza fiandranany bibi-dia, de nandrakotra ny fajakany ny hizigna. Nihota ny lelany iary zareo nony fijalena.\v 11 De nizaka ratsy an' Andriamanitra ny lanitra iary zareo, non'ny fijalena mban'ny ratran'iary zareo, de mbola nandà ny hivalo tamin'ny ratsy vitany iary zareo.