-x-antambahoaka_rev_text_reg/16/08.txt

1 line
295 B
Plaintext

\v 8 Ny anjely faefatra nandraka ny tamin'ny kopiny tamin'ny masoandro,de afaka nagnoro ny olona tamin'ny afo zany.\v 9 May ny hafanana be iary zareo, ka nizaka ratsy ny anaran'Andriamanitra, zay managna ny fahefana amin'io loza io. Tsy nivalo tamin'ny iary zareo na nagnome voninahitra an'Azy.