-x-antambahoaka_rev_text_reg/15/05.txt

1 line
299 B
Plaintext

\v 5 Tafaran'io raha io de hitako fa nivoha ny tempoly tan-danitra managna ny fijoroana vavolombelogna.\v 6 Nivôka avy tamin'ny toerana masina be ny anjely fito mitana ny loza fito. Sady magnatao akanjo madio, lamba mamirapiratra sady misy fehin-kibo volamena magnodidigna ny tratran'iary zareo.