-x-antambahoaka_rev_text_reg/15/02.txt

1 line
257 B
Plaintext

\v 2 De hitako aby zegny niseho tamin'ny ranomasina fitaratra namperesina tamin'ny afo. Nitsangana takekin'ny ranomasina zegny nandresy an'ny bibidia mban'ny sariny, sy ny isa mampiseho ny agnarany. Iary zareo de nitana lokanga nomen'Andriamanitra anazareo.