ts-desktop: -x-antambahoaka_rev_text_reg
您最多能選擇 25 個主題 主題必須以字母或數字為開頭,可包含連接號 ('-') 且最長為 35 個字。

1 行
383 B

  1. \v 19 Nampandroso ny fambilezany tamin'ny tany i anjely igny ary nagnotroka ny vokatry ny voaloboky ny tany. Natsipiny tagnatiny famiazam-boaloboka leiben'ny fahavigniran'Andriamanitra zany.\v 20 Ny famiazam-boaloboka de nidisahina tagny ivelagnin'ny tanàna, ary ny rà de niraraka avy ao amin'zany ka tonga hatregny amin'ny hamboasan'ny lamboridin-tsôvaly, zay 1.600 kilômetatra