-x-antambahoaka_rev_text_reg/14/19.txt

1 рядок
383 B
Plaintext

\v 19 Nampandroso ny fambilezany tamin'ny tany i anjely igny ary nagnotroka ny vokatry ny voaloboky ny tany. Natsipiny tagnatiny famiazam-boaloboka leiben'ny fahavigniran'Andriamanitra zany.\v 20 Ny famiazam-boaloboka de nidisahina tagny ivelagnin'ny tanàna, ary ny rà de niraraka avy ao amin'zany ka tonga hatregny amin'ny hamboasan'ny lamboridin-tsôvaly, zay 1.600 kilômetatra