-x-antambahoaka_rev_text_reg/14/17.txt

1 行
442 B
Plaintext

\v 17 Nisy anjely hafa nivôka avy tam-piangonana tagny an-dagnitra; nanagna antsy maragnitra my koa izy.\v 18 Mbola nisy anjely hafa koa nivôka ny alitara fagnorôna ditin-kazo magnitra, zay nanagna fahefana amin'ny afo. Nagnatso tamin'ny feo mafy be an'ny iregny zay nanagna antsy maragnitra izy hoe: "Raiso ny antsinao maragnitra ary aotroy iregny sampahom-boaloboka avy amin'ny voaloboky ny tany, fa iregny voaloboka de efa masaka zao."