ts-desktop: -x-antambahoaka_rev_text_reg
You can not select more than 25 topics Topics must start with a letter or number, can include dashes ('-') and can be up to 35 characters long.

1 line
542 B

  1. \v 14 Nizaha zaho, ary nisy rahogna fotsy. Nipetraka tamin'ny rahogna ny raika kara ny zanak'olona. Nanagna satro-boninahitra volamena tamin'ny lohany sy antsy maragnitra egny an-tàgnany izy.\v 15 De nisy anjely hafa nivôka ny fiangonana sady nagnatso tamin'ny feo mafy an'ny mipetraka eo amin'ny rahogna nagnano hoe: "Raiso ny antsinao ka manomboa mambely. Fa tonga ny fotôna hambelezana, satria masaka ny vokatry ny tany." \v 16 Ary ny raika zay nipetraka tamin'ny rahogna nampandroso ny fambelezany teto an-tany, ka nivilezina ny tany.