-x-antambahoaka_rev_text_reg/14/06.txt

1 satır
418 B
Plaintext

\v 6 Nahita anjely hafa nagnembogna ambony zaho, zay nanagna ny hafatra mandrakizain'ny vaovao mahafaly zakaina amin'zay miaigna ambonin'ny tany amin'ny firenena, foko, ary ny olona maro be.\v 7 Nagnatso tamin'ny feo mafy izy hoe: "Matahora an'Andriamanitra ary magnomeza voninahitra an'Azy. Fa tonga ny oran'ny fitsarany. Mivavaha amin'Azy, ny raika zay nagnano ny lagnitra, ny tany, ny ranomasina, ary ny loharano."