-x-antambahoaka_rev_text_reg/13/15.txt

1 line
463 B
Plaintext

\v 15 De navela asena aigna ny sarin'ny bibi-dia mba ahafahan'ny sary mizaka ka zegny tsy magneky miankohoka amin'ny bibi-dia de nivonina.\v 16 Sady niforisen'izany andray marika ami'ny tagnana ankavanana na amin'ny andrigna aby ny tsirai-draika, na madinika, na lehibe, na manankarena na mahantra, na andevo na tsy andevo,\v 17 mba tsy hisy olona hahazo hividy na hivarotra mandra-pazahoany ny marikan'ny bibi-dia, izany de agnisan'ny fagnatoroana ny agnarany.