-x-antambahoaka_rev_text_reg/13/11.txt

1 line
388 B
Plaintext

\v 11 De nahita bibi-dia hafa koa aho niakatra avy tambanin'ny tany. Izany de nanagna tandroka roy kara zanak'ondry, sady nizaka kara dragnona.\v 12 Nampihariny aby ny fahefana marobe nanagnan'ny bibi-dia vôlohany teo agnatrehany, ka ny tany mban'ny zegny mipetraka aminazy de tereny iankohoka amin'ny bibi-dia vôlohany- de ny raika nahafaka seky maty tamin'ny ratra nahazo anazy igny.