-x-antambahoaka_rev_text_reg/13/07.txt

1 line
388 B
Plaintext

\v 7 De navela hiady tamin'ny mpino izy ka handresy anazy ny bibi-dia.Sady nomena anazy koa ny fahefana manerana ny foko, ny olona, ny fiteny, mban'ny firenena marobe.\v 8 Hiankohoka aminazy aby ny olona marobe zegny mipetraka ambonin'ny tany, de zegny tsy voasoratra agnarana tamin'ny Bokin'ny Fiainana zay an'ny Zanak'ondry, zay efa nivonina nandritra ny famoronana iazao tontolo izao.