-x-antambahoaka_rev_text_reg/11/06.txt

1 line
414 B
Plaintext

\v 6 Ny vavolombelona reo de managna fahefana hagnidy ny lagnitra mba tsy handatsak'orana mandritra ny andro haminanian'iary zareo. Managna fahefana hamadika ny rano ho tonga rà sady hamely ny tany amin'ny akarazagna loza marobe na vena na vena teny iary zareo.\v 7 Ndreka ho vita ny fijoroan'iary zareo vavolombelogna, de miakatra avy agny agnaty lavaka tsy takam-parany ny bibidia hiady de hanohitra an'azareo.