-x-antambahoaka_rev_text_reg/11/01.txt

1 line
323 B
Plaintext

\v 1 Namena volotara mba hampiasaina kara ny tangala zaho. Nozakaina tamiko hoe: "Mitsangana de refeso ny tempolin' Andriamanitra de ny alitara, sady ny mivavaka ao.\v 2 Aza refesina ny tokotany avelan'ny tempoly, fa namena an'i reo jetilisa zany. Hagnitsaka ny tanàna masina mandritra ny roy amby efapo volana iary zareo