-x-antambahoaka_rev_text_reg/10/08.txt

1 line
434 B
Plaintext

\v 8 Ny feo regniko zay avy agny an-danitra nizaka taminaha ndreka hoe: "Mandiana, alay ny horognan-taratasy mivelatra an-tagnan'ny anjely mitsangana ambony ranomasina amban'ny tany.\v 9 Aveo de dila nandea tamin'ny anjely zaho de nizaka taminazy mba hameny anaha ny horognan-taratasy bitaka. Nizaka izy taminaha: "Alay ny horognan-taratasy de hoano. Hampafaitra ny an-kibonao zany, fa ao ambavanao de ho mamy kara ny tintely zany."