-x-antambahoaka_rev_text_reg/09/13.txt

1 line
421 B
Plaintext

\v 13 Nampagneno ny trompetrany ny anjely fahaenina, de naregny feo nivôka tamin'ny tandroky ny alitara volamena zay efa nisy teo agnatrehan'Andriamanitra aho. \v 14 Sady nizaka tamin'ny anjely fahaenina ny feo magnano hoe: "Avotsory ny anjely efatra izay mifatotra any amin'ny tegnarano lehiben'ny Eofrata." \v 15 Ny anjely efatra zay nomagnina tamin'ny zany lera zany, de nivahaina hamono ny ampahatelon'ny olombelona.