-x-antambahoaka_rev_text_reg/09/05.txt

1 line
362 B
Plaintext

\v 5 Tsa nahazo alalagna ny hamono an'io olona io iary zareo, fa hampijaly an'iary zareo mandrapa-tapitra ny dimy volana my. Ny fanaitaignan'iary zareo de kara ny fagnkeran'ny hala ndreka magnekitra olona. \v 6 Amin'izany andro izany de hiaragna fahafatesana ny olona, fa tsy ahita an'izany. Tena te ho faty iary zareo, nefa hilefa an'iary zareo ny fahafatesana.