-x-antambahoaka_rev_text_reg/09/03.txt

1 line
341 B
Plaintext

\v 3 Avy amin'ny vovoka no nitongavan'ny valala teto ambonin'ny tany, sady nomena hery kara ny an'ny hala teto ambonin'ny tany iary zareo. \v 4 Nizakaina iary zareo mba tsy handratra ny ahitra teto ambonin'ny tany na ny raha maniry mentso na kakazo, fa ny olona zegny tsy managna tombo-kasen'Andrimanitra eo amin'ny handrignan'iary zareo my.