-x-antambahoaka_rev_text_reg/07/15.txt

1 line
593 B
Plaintext

\v 15 Avy amin'izany antony izany, de eo anoloan'ny seza fiandrianan'Andriamanitra iary zareo, sady mivavaka amin'Azy magnalignandro amin'ny tempoliny. Ny raika zegny nipetraka tamin'ny seza fiandrianana de hamelatra ny lainy amin'iary zareo. \v 16 Tsy ho mosarena koa iary zareo, na hangetaheta ndreka, Tsy hamely an'azy ny masoandro, na ny hafanana mandoro. \v 17 Fa ny Zanak'ondry eo antegnategnan'ny seza fiandrianana no ho mpiambina an'iary zareo sady hitari-dalagna an'azy io agny amin'ny loharanon'ny rano velona, sady hofafan'Andriamanitra ny ranomaso marobe amin'ny mason'iary zareo."